Boriziny – Sofia [AKON’NY FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2024

Posted by - janvier 27, 2024

  Toeram-pambolena zanakazo 1 hektara no nanokafana ny taom-bolen-kazo 2024 ato amin’ny Disitrikan’i Boriziny omaly zoma 26 janoary. Miisa 1 500 ireo zanakazo novolena tao Anjiamanera kaominina Port-BergΓ© II.   Nandray anjara tamin’izany avokoa ny sampan-draharaha sy irro tompon’andraikitra isany notarihan’ny Lehiben’ny Disitrika Todivelo Cyrille. Aorian’izao dia samy hanao hetsika avokoa ny sampan-draharaha, ny fikambanana,..

Soanierana-Ivongo : Vehivavy hitafaty andrano .

Posted by - janvier 20, 2024

Vehivavy manodidina ny ho 35 taona, nadro amin’ny rano sandragato , tsy fantatra sy tsy hita ny raha natondra azy ka tafalentika andrano , tokon’ny taminy fito ora mahery alina ; nambaran’ny olona nahita azy teo amorondrano Sandrangato. Nadritrany adiny roa izy tafalentika tao anaty ranomamy .Tsy misy mahafantatra azy ny mponina ao amin’ny Fokontany

Lalam-pirenena faha-32 | adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara

Posted by - janvier 17, 2024

πŸ“Œ Lalam-pirenena faha-32, mampifandray distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra ary Antsohihy. Adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara hatreo amin’ny lalam-pirenena faha-6 hiditra Antsohihy. Mandany 24 ora ny fiara vaventy mpitondra entana vao afaka. πŸ“Œ Maniry ny hanamboarana lalana ity ny mponina ao amin’ny distrikan’i Mandritsara sy Befandriana Avaratra satria ifaharan’ny velontenan’olona maro ny

π’π’π¦π›πšπ§’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐟𝐒𝐨-𝐝𝐫𝐒𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 π‚π’ππŸ 𝐚𝐨 π€π§π€π’πšπ›πž π’πšπ₯𝐨𝐑𝐲

Posted by - janvier 16, 2024

  Tsy ho afaka ampiasaina ny tobim-pahasalamana ao Ankiabe Salohy distrikan’i Mandritsara. Simba vokatry ny tafio-drivotra mahery nandalo ny alin’ny alatsinainy 15 janoary 2024 ny fotodrafitrasa. Tsy afaka andraisana marary intsony ny trano satria efa marefo noho ny fahanterany ary ahiana hihotsaka.   Hisy fiatraikany amin’ny mponina ao anatin’ny kaominina Ankiabe Salohy ny fahasambana misy

Mandritsara | Fikambanana Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra

Posted by - janvier 11, 2024

πŸ“Œ Fikambanana maro mahazo tombontsoa amin’ny asa soa ataon’ny Fikambanana Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra   πŸ“Œ Taona maro no nanaovan’ny Fikambanana Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra asa soa fanampiana ny mpiara-belona ao anatin’ny distrikan’i Mandritsara. Isany mpisitraka tombontsoa matetika ireo fikambanan’ny mpianatra zanaka Mandritsara anivon’ny anjery manontolo eto Madagasikara. Nifantoka tamin’ny fanampiana Fikambanana maro izany taty aoriana ka

Mandritsara | Fay rano ny HΓ΄pitaly be

Posted by - janvier 11, 2024

πŸ“Œ Sahirana ny mpikarakara marary sy ireo mpitsabo ao amin’ny hΓ΄pital be eto Mandritsara noho ny tsy fisian’ny rano iasana ao amin’ny HΓ΄pital. Fahanteran’ny fotodrafitrasa mamatsy rano fisotro no olana. Siny fitahiriazana rano efa tranainy, fantsona maro koa vaky izay tsy misy fikarakarana. πŸ“Œ Voatery manjifa rano ivelan’ny hopitaly rehefa misy asa maika ilana rano