Colonel Ranaivoarison Theodule | Nanolotra kidoro hampiasain’ny Zandary

Posted by - février 10, 2024

Toamasina: Nanolotra kidoro hampiasain’ny Zandary miasa amin’ny Poste Fixe ,ny Kaomandin’ny CIRGN Toamasina,Colonel Ranaivoarison Theodule.   📌 Poste Fixe miisa efatra no efa nanaterana kidoro omaly, dia ny tao Fanandrana,Antetezantona,Ambalamanasy,ary Antetezambaro ka ny Chef d’EscadronArthur Ramanantseferaa, Kaomandin’ny vondrotobim-paritry ny zandarimaria Toamasina ,no nanatitra izany,araka ny iraka izay nampanaovin’ny Kaomandin’ny CIRGN Toamasina azy.   📌 Nisy

TOAMASINA : Tafatsangana ny « Cellule de contrôle interne et de la restauration des disciplines « 

Posted by - février 10, 2024

TOAMASINA : Tafatsangana ny « Cellule de contrôle interne et de la restauration des disciplines  » eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.   📌 Izy io dia rafitra iray najoro,mba hanentana ny tsirairay mba ho mendrika ara-pitondrantena eo ampanatanterahana ny asany amin’ny ankapobeny,ho fisorohana ny kolikoly. Voakasik’izany ihany koa ireo Pôlisy.   📌 Nanatanteraka fidinana ifotony

Toamasina | Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena

Posted by - février 7, 2024

📌Resaka fandriam-pahalemana ny resaka eto: Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena ,ary ny Tale iraisam-paritry ny angovo.   📌Efa misy ny paik’ady hapetraka, mba hampihenana ireo trangana tsy fandriam-pahalemana eo anivon’ny fokotany. Ny Pôlisy manao fisafoana,manampy ny andrimasom-pokon’olona,ary ny Fitaleavana iraisam-paritry ny angovo, hanome jiro hanazavàna ny tanana.   🆔

Raharaha famonoana an’i RISCO: Nidoboka am-ponja ao Ambalatavoangy ilay Délegué an’ny Kaominina Andasibe,Vavatenina.

Posted by - février 1, 2024

Raha tsiahivina ny zava-nisy,tamin’ny volana oktobra 2023,dia namoy ny ainy i RISCO rehefa nalain’io Delegué io tao amin’ny trano fonenany ka notazoniny tao amin’ny Biraon’ny Kaominina.   « Voatonon-tonona ho mpiray tsikombakomba tamina andian-jatovo mpifoka rongony sy mpamaky trano ilay tovolahy antsoina hoe RISCO IO.   Raha nahare izany ny Délégué avy tao Andasibe dia tonga

Zandarimariam-pirenena | Mitaky asa feno ezaka amin’ny tsirairay ny Foibem-pibaikona

Posted by - janvier 30, 2024

📌 Araka ny toromarika azo avy any amin’ny foibem-pibaikona ny zandarimariam-pirenena, manolonana ny politika ankapoben’ny fanjakana, amin’ny lafiny filaminana sy fandriam-pahalemana (tanjona tratrarina manditra ny 100 andro) dia nampivory ny mpiara-miasa rehetra ny Kolonely, Théodule RANAIVOARISON, Komandy ny CIRGN Toamasina, androany alatsinainy maraina faha 29 janoary 2024, nanomboka tamin’ny 08 ora.    Fintin-dresaka : 🔹

Antoko Pôlitika Hiarak’isika

Posted by - janvier 21, 2024

Ny sabotsy lasa teo,dia nisafidy ny nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo Séminaristes ao amin’ny Grand Seminaire Analamalotra izy,ho fanombohana ny taom-piasany ho an’ity taona 2024 ity.   « Ny tanjona tamin’ity asa sôsialy izay nataon’ny Antoko Hiarak’Isika ity ,dia ho fampahatsiahivana ny rehetra fa mana-ndanja ny asa fanompoana an’Andriamanitra ka omena lanja manokana ireo Tanora

Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE

Posted by - janvier 19, 2024

📌 Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE   📌 Andian-jatovo 14 hatramin’ny 18 taona izy ireo,ary samy manana ny toerana ipetrahany. Mifanafika izy ireo ka lasa miteraka fitaintainana sy fikoron-tanana amin’ny fiaraha-monina. Mifaninana amina resaka vehivavy( miady Sipa) sady mifaninana amina hira (mpanao RAP ). Izay tsy mahazaka resy

Toamasina | Rehefa vita ny fanatsàrana ilay lalana eo akaikin’ny Baobab

Posted by - janvier 19, 2024

📌 Toamasina: Rehefa vita ny fanatsàrana ilay lalana eo akaikin’ny Baobab,Hôpitaly kely,dia natomboka androany indray ny fanampenana ilay lavaka eo akaikin’ny Commissariat Tanambao II.   📌 Anisan’ny lalana be mpivezivezy ihany koa io lalana io eto amin’ity renivohitr’i Betsimisaraka ity   📌 Na dia ratsy aza ny andro fa manohy ny asa hatrany ireo mpiasa