Fokotany Tanamborozano mitambatra | Manambatra ny heriny ny Lehiben’ny FKT

Posted by - janvier 22, 2024

๐Ÿ“Œ Fokotany Tanamborozano mitambatra: Manambatra ny heriny,mba hitondra fampandrosoana amin’ny fokotany izay iadidiany ireo Lehiben’ny fokotany.   ๐Ÿ“Œ Nampiseho ny fahavononana hiray hina sy hifanohana,ho fampandrosoana ny fokotany izay iadidian’izy ireo ny Filohan’ny Fokotany 6 ao Tanamborozano (Tanamborozano Plle 22/21,22,23,31,32,33).   ๐Ÿ“Œ Ny sabotsy teo no notanterahina tao amin’ny Espace Stella Maris ny lanonana ho

Fokotany Tanamborozano Plle 22/22 | nalana ireo fako manatsetsina ny lakan-drano

Posted by - janvier 22, 2024

  ย ยป Ny fanana toe-tsaina tia mandray andraikitra ,dia mamaha olana maro eo anivon’ny fiaraha-monina.ย ยป Hita taratra izany tamin’ny asa tagnamaro izay nataon’ireo vahoaka tao amin’ny fokotany voalaza etsy ambony izay iadidian’Atoa Herilala Randrianasolo.   Manoloana ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana dia toerana maro no dobo-drano satria tsetsina nohon’ny fako,ny lakandrano. Nandray andraikitra izy

๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ | ๐๐Ž๐ƒ๐Ž๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐€๐‘๐˜ ๐’๐ˆ๐Œ๐๐€

Posted by - janvier 14, 2024

๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ | ๐๐Ž๐ƒ๐Ž๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐€๐‘๐˜ ๐’๐ˆ๐Œ๐๐€   Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina Magazay iray ny herinandro lasa teo.   Tompon’andraikim-panjakana maro no nanatrika ny fandorana ireo vary ireo.   Nanomboka tamin’ny valo ora maraina hatramin’ny dimy ora hariva.   Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

HAZAVANA HOAN’NY REHETRA | NAHAZO NY ANJARANY NY RENIVOHITRโ€™I BETSIMISARAKA

Posted by - janvier 14, 2024

Io hariva io no nanantanterahanay avy ao amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo ary ny avy ao amin’ny Fiadidiana ny Tananan’i Toamasina Renivohitra ilay Velirano faharoan’i Filohampirenena Andry Rajoelina dia ny ยซย Hazavana hoan’ny rehetra.ย ยป   Niavaka kely ity takariva ity satria raha ny nahazatra hatramin’izay dia ny elakelantrano no niezahanay avy ao amin’ny minisitera sy

TOAMASINA | ANJATONY IREO NISITRAKA NY FAMOTSORAN-KELOKA FAOBE

Posted by - janvier 11, 2024

Miisa 417 ireo voafonja nisitraka ny famotsoran-keloka faobe,ka ny 127 amin’izy ireo no avoaka eo noho eo, ka nanomboka ny talata lasa teo ny fampodiana azy ireo. Hatramin’ny omaly alarobia dia efa 38 ireo efa tafody.   Araka ny fampitam-baovao nataon’ny Lehiben’ny Fonja eto Toamasina, ny Contrรดleur d’Administration Pรฉnitentiaire Zafilahy VONJY Stephanson tamin’ny Mpanao Gazety

TOAMASINA | TRATEHAKY NY POLISY ILAY MPANGALATRA TONGO-DROA

Posted by - janvier 11, 2024

๐Ÿ“Œ Toamasina Moto Cygnus halatra hitan’ny Pรดlisy avy ao amin’ny Commissariat Mangarano ka efa voarain’ny Tompony soa amantsara. ๐Ÿ“Œ Moto noentina tovolahy iray io moto io omaly alina,ka nisy olona telo lahy nitondra antsy nanendaka azy teo Mangarano akaikin’ny Prosper ka lasan’izy ireo ilay moto. ๐Ÿ“Œ Teo ampanaovana fisafoana tamin’ny alin’ny 9 janoary 2024 tokony

๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š

Posted by - janvier 9, 2024

๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐Ÿ“Œ RISCO ,ilay tovolahy maty rehefa notazonina tao amin’ny Biraon’ny Commune Amdasibe taminโ€™ny volana oktobra 2023. Toy izao ny zava-nisy araka ny fanazavan’ny vadiny sy ny fianakaviany akaiky azy : ๐Ÿ“Œ ยซย Voatonon-tonona ho mpiray tsikombakomba tamina andian-jatovo mpifoka rongony sy mpamaky

ZANDARIMARIA TOAMASINA : ASA SOA NATAON’NY ZANDARY VEHIVAVY

Posted by - janvier 8, 2024

Ny soa atao levenam-bola; Fitsimbinana amin’ny fo feno fitiavana dia avy amin’Ilay Nahary. Tonga nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’i Christina, izay zazavavy kely 2 taona niharan’ny fanolanana, ireo zandary vehivavy miasa amin’ny Fari-piadidian’ny Zandarimaria ao Toamasina, notarihin’i Komandร  ANDRIANARY Yvette, komandin’ny Vondro-tobim-paritra seranan-tsambo Toamasina sy i Kapiteny MANGAZAFY, ny 05 Janoary 2024, teny amin’ny

TOAMASINA | Rtoa Mรฉlisse RAKOTONIRINA Fianakaviana, marary hoditra miisa 50 no nomena fanampiana

Posted by - dรฉcembre 24, 2023

Amin’ny maha Renin’ny vahoakan’i Toamasina Renivohitr’i Betsimisaraka an’i Ramatoa RAKOTONIRINA Mรฉlisse, dia tsy manadino velilvely ireo fianakaviana marary hoditra mipetraka eto anivon’ny Kaominina Ambonivovitr’i Toamasina ny tenany; indrindra rehefa ankatokin’ny fankalazana ny fety tahak’izao.   Fantra ary fa fianakaviana marary hoditra miisa 50 no nahazo fanampiana avy aminy, ka vary,menaka, savony, akoho ary kilalao ntao