FAHATSIAROVANA NY TOLONA 07 FEBROARY 2009
« Fitiavan-tanindrazana no nahalavo ireo havantsika, mpiray tanindrazana amintsika lavo teny Ambohitsirohitra 15 taona lasa izay, koa rariny raha tsarovana manokana izy ireo androany, omem-boninahitra ary tsy very maina ny rà latsaka tamin’izany fa tsy maintsy mitohy hatrany ny tolona dia ny hampandroso an’i Madagasikara » Raha fintinina dia io no teny nataon’ny Filoham-pirenena Andry Nirina