Soanierana-Ivongo fanatanjahantena : Tanora maro nomena fiofanana mitsara baolinakitra nomena mari-pankasitrahana .

646 0

๐Ÿ“Œ Matetika ahita olana eny amin’ny fitsarana baolina kitra eny anivin’ny Kaominina sy Fokontany maromaro mandrafitra ny distrikan’i Soanierana Ivongo .

๐Ÿ“Œ Solontena avy amin’ny kaomina valo no fantatra fa nandray anjara ankoatra ny Manompana izay tsy nahitana solontena . Ho fisorohana izany dia tanora miisa 30 tonga nanao fiofanana nandritra ny telo andro, ka 20 aminireo vao nomena fiofanana , fa ny 10 efa mpitsara lalao baolinakitra izay nanatevina ny traikefa .

๐Ÿ“Œ Satria mivoatra isan’andro ny tontolon’ny sehatrin’ny fitsarana lalao baolinakitra sy ny lalร na mifehy izay ampiharina .

๐Ÿ“Œ Afaka mampitombo traikefa ny tanora mpitsara baolinakitra indrindra amin’ny fianarana teny vahiny maromaro .

๐Ÿ†” Nangonin’i : Brudo Raseta

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…

Mandritsara, mitohy ny ezaka fanarenana ny tontolo iainana

Posted by - juin 5, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š (๐‘ฏ๐’‚๐’Ž๐’†๐’•๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Š๐’‚๐’“๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’•๐’๐’๐’ ๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’“๐’๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’๐’, ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’•๐’Š-๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’‘๐’†๐’•๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚…