Manoloana ny fanambarana tsy nisy fanadihadiana,sy fanasoketana ny mpiasam-panjakร na iray ao Marolambo,dia nivoaka taminโny fahanginany ny Solombavambahoaka voafidy tao Marolambo Randrianasolo Augustin.
Efa nisy ny fanambarana nataonโireo Benโny Tanana rehetra tao aminโny Distrikanโny Marolambo manohana anโio mpiasam-panjakร na io, ary nohamafisinโny Solombavambahoaka izany androany. Tsy tokony hisy ny fanasoketana mpiasam-panjakร na hoy izy.
Tokony hahay hiara hiasa tsara ny Olom-boafidy sy olom-boatendry ho tombotsoanโny vahoaka iaraha-manana