MPANAO GAZETY VOATSATOK’ANTSY

123 0
🛑 Mpanentana fandaharana iray Sady mpanao gazety ara-kolotsaina no naratra mafy vokatry ny tsatok’antsy nahazo azy ny talata Alina lasa teo t@ 10 Ora Alina tetsy Anosibe Namontana.
🛑 Teo @ sorony,kibony ary tongony no nokapain’ireo mpanendaka sy notsindromin’ireo jiolahy t@ sabatra.
🛑 Lasan’ireo mpanendaka avokoa ny fitaovana rehetra tao anaty kitapony toy ny fitaovana fampiasany @ onjampeo hiasany raha toa ka natsipiny ny findainy nandritra ny fifanjevoana ka tsy lasan’ireo jiolahy mpanendaka ireo.
🛑 Manaraka fitsaboana eny @ Hopitlay HJRA ilay tovolahy ankehitriny.
© Malala Tsaroana

Related Post

Ady amin’ny famarinan’olombelona sy asa an-tery mifandraika amin’ny fanandevozana

Posted by - novembre 5, 2025 0
𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐑𝐀𝐎𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐑𝐀-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐑𝐈𝐕𝐎𝐙𝐎𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐌𝐁𝐎𝐃𝐆𝐄 : 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐕𝐎𝐀𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐒𝐈𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐘 𝐄𝐅𝐀 𝐍𝐈𝐃𝐎𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐍𝐉𝐀. Ady…