๐Œ๐ˆ๐‘๐Ž๐’๐Ž ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐๐€ ๐๐€๐•๐„ ๐€๐Ž ๐€๐๐ƒ๐ˆ๐‹๐€๐Œ๐„๐๐€

135 0
Mizotra tsara ny asa fanamboarana ny ยซ LALANA PAVE ยป ao amin’ny renivohitry ny Distrikan’Andilamena mirefy 900 metatra,izay miainga avy eo aminโ€™ny sampanana akaikin’ny CECAM mihazo ny lalam-pivarotona trondro hatrany amin’ny fiakarana mihazo ny tafika araka ny fahalalan’ny maro azy.
Manoloana ireo asa tsy maintsy hilana fanitarana ny lalana dia efa nisy ihany koa ny fifampiresahana taminโ€™ireo olona izay tsy maintsy nalana eo amin’ireo toerana hanatanterahana ny asa mba hahafahana manomboka ny asa fandravonana ny lalana na ยซ terassement ยป…
Marihina moa fa ny fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro no manao ity asa ity amin’ny alalan’ny famatsiam-bola FDL avy amin’ny Fitondram-panjakana, ary manara maso ny fizotrin’ny asa ny Solombavam-bahoaka any an-toerana.
Nangonin’i Lova Janร 

Related Post

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ

Posted by - juillet 22, 2024 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ (๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’š ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’• ๐’๐’Š๐’ƒ๐’“๐’†, ๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’`๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’”๐’†๐’“๐’—๐’Š๐’„๐’† ๐’…`๐’†๐’™๐’‚๐’Ž๐’†๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’•๐’‚๐’‡๐’Š๐’…๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’•…