Nanatitra fanampiana maha-olona ho an’ny mponina Libaney ao amin’ny tobin’ny mpitsoa-ponenana Harjala ao amin’ny Governora Damaskosy ny Foiben’ny Fandrindrana Rosiana,…
Tonga nanatrika ny Festival Botry ny Governoran’ny faritra Menabe izay notronon’Andriamatoa Patrick Rajoelina ; nisaotra sy nankasitra ny mpikarakara moa…
Tanteraka soamantsara ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Toerana miavaka sy zava-naorina teto Tolagnaro izay nokarakarain’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera…