Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalΓ na vaovao

344 0
(𝖡𝗂𝗇𝖺 π—π–Ύπ—…π—ˆ π—‡π—ˆ 𝖾𝗇𝗍𝗂𝗇𝗒 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝖺𝗇𝗍𝖾𝗋𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 π–Ίπ—Œπ–Ίπ—‡π—’)
Miompana am𝗂n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalΓ na vaovao eto Mandritsara, AndrΓ© Andrimpirenena. Ny fametrahana ny fampanoavana zakan`ny daholobe, fanajana ny zon`olombelona, ary ny sehatra mifandraika amin`ny fampandrosoana.
βš–οΈTontosa ny Zoma 5 Jolay 2024 tolakandro io moa ny lanonam-pitsarana maneitriketrika fametrahaa tonia mpampanoa lalΓ na vaovao eto Mandritsara, Andrimpirenena AndrΓ©. Ny tompon`andraikitry avy amin`ny Fampanoavana ambony no tonga nametraka azy teto amintsika notronin`ireo mpitsara namany avy amin`ny toeran-kafa. Tonga maro anome vononahitra izany koa ny tompon`andraikim-panjakana isan-tsokajiny misy eto Mandritsara.
πŸ“ Uni Razafy

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚

Posted by - juin 1, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚 ✦Maty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…