Fanatanjahan-tena Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi Posted on mai 5, 2016 at 1:34 pm by feonydemokrasia 247 0 Mondial Basketball U19 atao any Hongrie Mampiaky ny maro ny fahaizan’i Mathias M’Madi mamono baolina.Nandritra ny fihaonan’Madagasikara vs France omaly dia baolina 33 no matiny. Izany hoe manana points 111 izy nandritra ny lalao izay efatra izay. MISAOTRA NY ANKOAY
GROUPE JCR VANIALA: MANOHANA NY LAFINY FANATANJAHATENA. Posted by feonydemokrasia - novembre 16, 2024 0 Zavadehibe ny fanohanana ireo atleta ara_panatanjahatena amin’ny lafiny maro mba ahafahana mba ahafahany manana fifantohana amin’ny fifaninana izay ataony ka…
BAREA CHAN | NIAINGA TAO O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG Posted by feonydemokrasia - décembre 26, 2024 0 Fanatajahan- tena : Hianga eto amny O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG ny ampahany faharoa BAREA CHAN izao alina nyv25 Déc…
Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny Posted by feonydemokrasia - novembre 9, 2023 0 Natolotra androany 08 Novembre 2023 tao amin’ny DRJS ny fankasitrahana ny nahazo voalohany Sy ny coup de coeur tamin’ilay fifaninana…
Fanazaran-tena voalohany nataon’ny Barea Posted by feonydemokrasia - novembre 14, 2023 0 Fanazaran-tena voalohany nataon’ny Barea Madagasikara tao @ Acrra Ghana, izay manomana ny lalao Fifanintsanana amin’ny Coupe du Monde 2026 atao…
𝐍𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓𝐘 𝐍𝐘 TANORA ATY AMIN’NY « DISTRIKA ANDILAMENA » Posted by feonydemokrasia - août 9, 2024 0 Notanterahina ny talata 06 Aogositra 2024 ny fanolorana ny « KIANJA VAOVAO FILALAOVANA BASKETY »ho an’i tanora aty amin’ny Distrika Andilamena. Nanatanteraka…