๐Š๐ˆ๐๐“๐€๐๐€ ๐…๐ˆ๐“๐€๐‘๐ˆ๐Šโ€™๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐“๐’๐ˆ๐€๐ƒ๐€๐๐€ | ๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž ๐•๐€๐Š๐ˆ๐’๐€๐Ž๐•๐€ ๐Œ๐ˆ๐•๐Ž๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€-๐Œ๐Ž๐๐ˆ๐๐€

187 0
๐Ÿ“Œ Ao anatinโ€™izany hira mitory fitiavan-tanindrazana izany no hiarabana antsika rehetra mpijery sy mpanaraka ny Gazety feonโ€™ny Demokrasia.
๐Ÿ“Œ Tonga dia tsikaritsika mpihaino ity rakin-tsary fanadihadihana ity fa ireo Mpanakanto Mpanao Vakisao no vahin-tsika androany.
Isanโ€™ireo Mpanakanto, mivoy ny Gadona Vakisaova manana ny lazany sy ny tantarany ny Tarika ยซ Kitana Fitarikandro Tsiadana ยป izy ireo hiresadresaka amintsika nymahakasika azy ireo, ny tantarany, ary hibahan-toearana ny fampahafantarana ny Gadona Vakisaova anio
๐Ÿ“Œ Araka izany, dia anisanโ€™ireo Tanora ety aminโ€™ny Fokontany Tsiadana izy ireo, mitondra teny fankaherezana ho azy ireo ny Filohanโ€™ny Fokontany Tsiadana, Andriamatoa RAMARSON Jean Dieu Donne โ€ฆ Izay iray aminโ€™ireo Mpankafia ity Tarika Mpanao Vakisaova ity.
๐Ÿ“Œ Fa araka ny filazanโ€™i Herizo izay anisanโ€™ny Mpankafia ny Vakisaova, , dia anisanโ€™ny Singa iray hahafantarana ny Fokontany Tsiadana ny fisianโ€™ireo Tarika Kitana Fitarikandro ireto, ary tsy vitanโ€™ny hoe Mpanakanto fotsiny izy ireo, fa anisanโ€™ny manome tanana aminโ€™ny fandaminana sy fanadiovana ny tanana,
๐Ÿ“Œ Manampy ny vahoaka sy Mponina ety Tsiadana ihany koa izy reo, indrindra aminโ€™ny fanamasahana ny fety aman-danonana toy ny forazaza, ary anisanโ€™ny miventy ny hira fampiononana ihany koa aminโ€™ny andro fahoriana, dia aminโ€™ny fiandrasam-paty izany, hoy ny i Eric izay tanora mipetraka ety aminโ€™ny Fkt Tsiadana
๐Ÿ“Œ Fa raha araka ny filazanโ€™i Ramatoa RAZAFIMBOLA Sahondra Liliane, izay Mponinโ€™i Tsiadana, dia efa nifandovana taminโ€™ireo Razam-be nifandimby ity Vakoka Saova ity, ary nanentana sy nankahery ireto Kitana Fitarikandro Tsiadana ireto ny tenany mba hahery ka hanohy ity Kolontsaina harena sarobisy ity
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post