JABOHY 24 gony na BAOBAB NAINS no tratra tao Mahaboboke

606 0

JABOHY 24 gony na BAOBAB NAINS no tratra tao Mahaboboke ny faha 10 Febroary 2024.

πŸ“Œ Fiara mpitatitra olona mampitohy an’i Toliara sy Tananarivo izay ao anaty koperativa STATO no voasakan’ireo sakana Zandary eo Mahaboboke ka nahatrarana ireto hazo arovana ireto. Efa nampandrenesina moa ny avy ao amin’ny fiarovana ny ala ao Sakaraha mba hikarakara ireto hazo arovana ireto, tsy maintsy notazonina moa ny mpamily ny fiara mba hatao fankana ambavany hahitana ny tena marina amin’izao raharaha izao.

πŸ“Œ Mbola manentana hatrany moa ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy Fandrosoana Lovainjafy Atsimo Andrefana mba hikajy sy hiaro hatrany ireo biby sy hazo arovana eto amintsika.

  πŸ†” Nangonin’i Joachim Ambroise
Source DREDD Atsimo Andrefana

 

 

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafanΒ Β»ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…

DISITRIKA NY BENENITRA

Posted by - janvier 18, 2025 0
Tontosa androany ny Fambolen-kazo ato Faritra Atsimo Andrefana ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany teto amin’ny Disitrika ny Benenitra .…