๐‡๐š๐ซ๐ข๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐๐€๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐Š๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐Ž๐“๐Ž๐€๐Œ-๐๐€๐•๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐Œ๐๐Ž๐‡๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐๐€ ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€

450 0
๐Ÿ”ถNy Alahady 27 Oktobra 2024, tao aminโ€™ny Fiangonana Anatirova no nanatanterahina ny Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fangataham-pitahiana sy hanamarihana ny fametrahana ny fikasana rehetra izay notanterahinโ€™i Kandida laharana faha7, Ramatoa Harilala RAMANANTSOA.
๐Ÿ”ถ Nanapan-kevitra izy ny hanankina ny zavatra rehetra eo am-pelatanananโ€™Ilay ANDRIAMANITRA, ANDRIANANAHARY, ho fiandohana aminโ€™izy hatao rehetra, ary aorianโ€™izay vao hiditra an-tsehatra aminโ€™ny fidinana ifotony eny anivonโ€™ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra.
Nosafidiany manokana taminโ€™izany ny andinin-tsoratra Masina, izay voasaotra ao aminโ€™ny Taratasy nosoratanโ€™i Paoly hoanโ€™ny mponina any Roma, Romana 8:31, mivaky toy izao
ยซ Raha Andriamanitra no momba antsika ,Iza no hahatohitra antsika ยป
๐Ÿ”ถ Tiana ny manamarika fa i ๐—›๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—” no kandidร  tokana natolotry ny Vovonana Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry RAJOELINA (IRMAR) amin’izao hazakazaka ho amin’ny fifidianana kaominaly eto an-drenivohitra izao.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
๐…๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐-๐Š๐ˆ๐๐€ ๐€๐•๐€๐‘๐€๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž | ๐“๐€๐…๐€๐๐„๐“๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐‘๐€๐“๐€๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐€๐“๐’๐€๐‡๐€๐-๐Š๐Ž๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐’๐Ž๐‹๐Ž๐Œ๐๐€๐•๐€๐Œ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…