Fonjaben’ny Morondava voafehy ny areti-maso

91 0

๐Ÿ“Œ  Na dia nirongatra aza ny areti_maso tao amin’ny Fonjaben’ny Morondava dia niezaka ireo mpandrarahan’ny fonja tamin’ny fitsaboana sy fanetanana ka raha 178 ireo voan’ny areti_maso teny am_piandohana dia efa 11 sisa ireo mbola mitsabo satria efa sitrana ny maro an’isa hatramin’ny mpandrarahan’ny fonja dia efa sitrana avokoa.

Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - juin 1, 2025 0
๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ Notanterahina tao aminโ€™ny kaominina ambaniohitry Befasy ny sabotsy faha 31 Mai…