Fanambadian’ny olona mitovy fananahana

61 0
« Tsy miova ny fotom-pampianarana katolika momba ny « mariazy » izay natokana irery ho an’ny lahy sy vavy » izay antsoina hoe « doctrine », hoy ny fanazavan’ny Fivondronam- ben’ny Eveka eto Madagasikara androany.
 
Tsy ho tonga mihitsy amin’ny fanekena ny mariazin’olona mitovy fananahana ny eglizy katolika kanefa tsy manilika azy ireny satria samy zanak’ Andriamanitra isika.
 
Ilay fitsofan-drano resahina eto dia fanatonan’ izy ireny pretra, mangataka fitsofan-drano aorian’ny lamesa ohatra », hoy hatrany izy ireo

Related Post