Distrikany Soanierana Ivongo :Tantsaha mpamboly nisitraka masomboly voafantina sy zezika.

259 0

Distrikany Soanierana Ivongo :Tantsaha mpamboly nisitraka masomboly voafantina sy zezika.

Miisa 89 ireo tantsaha mpaboly notolorana masomboly sy zezika avy amin’ny fitondrampanjakana amin’ny alalany Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana ato anatin’ny Distrikan’ny Soanierana Ivongo.

Antenaina amokatra ireo tantsaha amin’ny fisitrahana masomboly.

πŸ†”:Brudo Raseta

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…