Distrika Fandriana, Vonona hitondra fampandrosoana ny Solombavambahoaka Zavamanitra RANDRIAMIHAROVOLAMENA

450 0
16 Aogositra 2024 Kianja Malalaka Beampombo kaominina Ambonivohitra Distrika Fandriana
Tontosa ny fanolorana an’Atoa RANDRIAMIHAROVOLAMENA Zavamanitra solombavambahoaka ny Distrika Fandriana
Miandry anao ny kaominina 15 ato amin’ny distrika Fandriana hoy ny solotenan’ireo RAD To teny tany an-toerana
Antso ho an’ireo topon’andraikitra rehetra hijery ny mahasoa ny faritra sy ny distrika ,antso amin’ny fifanomezan-tanana sy firaisan-kina hanatrarana ny tanjona dia ny fampandrosoana ,ireo no nivoitra nandritran’ny fandraisam-pitenenana rehetra,
Efa tafiditra ao anatin’ny programam-panjakana ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha 41 hoy ny Solombavambahoaka Pr Zavamanitra raha nandray fitenenana, manana ny mahaizy azy ny distrika Fandriana, manan-karena teknika sy manam-pahaizana
Nanolotra fitaovana hoan’ny sekoly toy ny table banc sy Zezika ny Solombavambahoaka avy amin’ny alalan’ny fitondram-panjakana

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐙𝐘

Posted by - février 9, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐙𝐘 (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚𝐥𝐚𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐣𝐚𝐤𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray…