DISITRIKA NY BENENITRA | niha nahazo vahana ny asan-dahalo tato ho ato

122 0
Raha Somary niha nahazo vahana ny asan-dahalo tato ho ato amin’ny Disitrika ny Benenitra
Nanao fandinihana ireo Mpitondram-panjaka ato amin’ny Disitrika ny Benenitra ka nametraka Miaramila avy ao amin’ny BATAILLO Infanterie Toliara Isakiny Fonkotany amin’ny Ireo Fonkotany tena itranga asa Dahalo.
Nohony izany Nahazahoana Vokatra
Raha nitranga Halatra Omby Tao amin’ny Disitrika ny BEKILY ka nandesy Ireo DAHALO aty amin’ny distrika ny Benenitra avy Hatrany nanao fanaraha dia Ireo Miaramila Zay napetraky ao Kaominina Benonoky distrika ny Benenitra sy ny Ben’ny TanΓ na Benonoky ary Assistant pareillement ka Tafaverina amin’ny Tompony Ireo Omby Ireo
Nangonin’i Faralahy Mahapetsa

Related Post

Zava-baovao ao Farafangana | mitondra paikady hentitra hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana ny Zandary

Posted by - juillet 4, 2025 0
π™πšπ―πš-π›πšπ¨π―πšπ¨ 𝐚𝐨 π…πšπ«πšπŸπšπ§π πšπ§πš! π…π’π‘πšπ¨π§πšπ§πš π•π¨πšπ₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲 π“πšπ¦π’π§’𝐧𝐲 π‹πžπ‘π’π›πžπ§’𝐧𝐲 π™πšπ§ππšπ«π² π•πšπ¨π―πšπ¨ – 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 π€π­π¬π’π§πšπ§πšπ§πš — Farafangana, 4 Jolay 2025 Nitondra fanantenana sy…

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…