๐Œ๐€๐Ž๐‘๐ˆ๐’๐˜ : ๐๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ƒ๐ข๐š๐ฌ๐ฉ๐จ๐ซ๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‚๐ก๐š๐ฆ๐›๐ซ๐ž ๐๐ž ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ž๐ซ๐œ๐ž

11 0
Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataonโ€™ny ๐ƒ๐ข๐š๐ฌ๐ฉ๐จ๐ซ๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐จ๐ซ๐ข๐ฌ๐ฒ, ka nanamarika dingana vaovao aminโ€™ny fananganana rafitra ara-dalร na sy maharitra ho anโ€™ny Malagasy monina any an-toerana.
Nandritra izany no nandraisanโ€™i Michael Randrianirina, Filohanโ€™ny Refondation, anjara taminโ€™ny alalanโ€™ny antso an-tariby, ka nihaino ny olana lehibe sedrainโ€™ny diaspora, anisanโ€™izany ny olanโ€™ny taratasy ara-panjakana sy ny fangatahana pasipaoro 10 taona.
Voafidy ho Filohanโ€™ny Diaspora Malagasy eto Maorisy i ๐‘๐จ๐ฃ๐จ ๐‚๐ฅ๐š๐ฎ๐๐ข๐ง๐จ ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐š๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ, sady nambaranโ€™ny mpikambana ny fananganana tsy ho ela ny Chambre de Commerce Madagascarโ€“Maorisy, ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo aminโ€™ny firenena roa tonta.
Dingana lehibe ho anโ€™ny firaisanโ€™ny Malagasy eto Maorisy ity hetsika ity.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

RUSSIE โ€“ AFRIQUE

Posted by - novembre 8, 2023 0
RUSSIE โ€“ AFRIQUE : Hanamboaranโ€™ny RUSSIE Centrales Nuclรฉaires i MALI sy BURKINA FASO izay hamaha tanteraka ny olanโ€™ny erinโ€™aratra. Kihon-dalana…