CROIX ROUGE MALAGASY

172 0
πŸ‘‰ Nanatanteraka hetsika fanetanana ireo mpilatsaka antsitra_po avy ao amin’ny croix rouge Malagasy ato Morondava manatanteraka fanairana sy fanetanana mikasika ny fihatrehana ny loza izany moa dia nohon’ny toromariky ny avy eo amin’ny centre opΓ©rationnel izay tarihin’ny PrΓ©fet an’i Morondava, pilatsaka antsitra_po 87 no midina mitety tokatrano ato amin’ny fokotany manerana ny Kaominina Ambonivohitry Morondava ,efa nanomboka omaly moa izany ary mitohy araky ny toromariky izay omen’ny avy eo anivon’ny centre opΓ©rationnel Morondava
✍️ RA PA

Related Post

π…πˆπ“π€π‹π„π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€

Posted by - avril 16, 2025 0
π…πˆπ“π€π‹π„π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€ π‚πˆπ’π‚πŽ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€/ 𝐙𝐀𝐏 π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ πŽππ† « 𝐒𝐄 𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄 𝐋𝐀 πŒπ€πˆπΒ Β»/ π…πŽππƒπ€π“πˆπŽπ π€π—πˆπ€π/π˜π€π’ 𝑡𝑢𝑻𝑢𝑲𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑬𝑷𝑷 𝑨𝑴𝑷𝑨𝑡𝑨𝒁𝑨𝐕𝑨…