11:43: PM lundi septembre 15, 2025
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mahaliana
  • Sary indray mipika
  • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐁𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐄𝐋𝐎 𝐍𝐀𝐑𝐄𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀

Posted by Ra PA - août 23, 2025
Mitohy hatrany ny festival Botry an-diany faha roa ka ny fifaninana teo amin’ny cours Botry…
Read More

𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗕𝗼𝘁𝗿𝘆 𝘀𝗼𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗶𝘁𝘀𝗲 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗿𝗼𝗮 𝗛𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗿𝗼𝗮 𝗶𝘁𝘆 .

Posted by Ra PA - août 22, 2025
Vao maraina dia tomefy olona ny torampasika teto Belo sur Mer androany tao ireo mpifaninana…
Read More

MARESAKA BELO SUR MER NOHON’NY FESTIVAL BOTRY

Posted by Ra PA - août 22, 2025
Tomefy olona ny kaominina ambanivohitry Belo sur Mer ka feno avovoka ireo trano fandraisambahiny ka…
Read More

𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐁𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝐑𝐎𝐀 𝐍𝐎𝐒𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘

Posted by Ra PA - août 21, 2025
Nosokafana androany tamin’ny alalan’ny diabe (Carnaval) nianinga teo amin’ny vavahady hiditra ny tanana eo amin’ny…
Read More

TONDRA-DRANO MAHAFATY NAMELY NY HIMALAYA

Posted by feonydemokrasia - août 6, 2025
Himalaya, India – 6 Aogositra 2025 Nandravarava ny tanàna ny fotaka, tsy vitsy ireo namoy…
Read More

𝐍𝐨𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐘𝐨𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

Posted by Ra PA - juin 13, 2025
▶️Androany maraina no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 11 taona nankalazana ny…
Read More

𝐊𝐔𝐋𝐔𝐍𝐀: 𝐋𝐨𝐳𝐚 𝐌𝐢𝐭𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐊𝐢𝐧𝐬𝐡𝐚𝐬𝐚

Posted by feonydemokrasia - juin 11, 2025
Tsy mitsahatra manaitra ny sain’ny mponina ao Kinshasa, renivohitr’i Repoblika Démokratikan’i Kongo (RDC), ny fisian’ny…
Read More

𝐒𝐀𝐓𝐀-𝐁𝐀𝐑𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 | 𝐍𝐎𝐒𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐑𝐎𝐒𝐒𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐄𝐓𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐙𝐀𝐙𝐀

Posted by feonydemokrasia - juin 1, 2025
Ny sata-bary fomban-drazana efa fanao hatramin’ny naha tany ny tany tety amin’ny Faritra Antanetibe Mahazaza,…
Read More

Nodimandry androany alatsinainy 21 aprily maraina i Papa Fransoa

Posted by feonydemokrasia - avril 21, 2025
Nodimandry androany alatsinainy 21 aprily maraina i Papa Fransoa, teo amin`ny faha 88 taona, araka…
Read More

ZAHAO NY NOSIKO: HAMPIROBOROBOANA NY FIZAHANTANY AMBANIVOHITRA.

Posted by feonydemokrasia - avril 10, 2025
Matetika no tsy dia voaresaka sy tsy misongadina firy ny tontolo ambanivohitra eo amin’ny sehatry…
Read More

Pagination des publications

1 2 … 7 Suivant

FACEBOOK

AVELAO HIASA MALALAKA NY MPANAO GAZETY

TWITTER

Tweets by Feonydemokrasia

METEO

Plus de prévisions: Previsions meteo 30 jours

Fantaro izahay !

 

Ny  Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pôlitika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana