BELO SUR TSIRIBIHINA : MPIANATRA ROA INDRAY NISY NAKA AN-KERINY ALINA

518 0

πŸ“Œ Alina tokony tamin’ny 11 ora alina dia nitrangana fankana an-keriny tao amin’ny fokotany Tsaramandroso kaominina ambanivohitry Belo sur Tsiribihina ka zaza roa mianadahy 16 sy 13 taona mpianatra avy any ambanivohitra any Andrafineta fa mipetraka mianatra ao Belo sur Tsiribihina ireto nisy naka ankeriny ireto, olona telo no tonga tao amin’izy ireo ary nitady ireo zaza hoe aiza ny anaky ianona sady nanonona ny anaran’ireo ray amandren’ireo Zaza ireto olon-dratsy nilaza izy ireo fa haveriny eo ihany zaza roa ireo avy eo fa hiresahiny fotsiny ka tsy nisy taitra ireo mpifanila trano aminy fa samy namonjy fatoriana.

πŸ“Œ Nisy natsiaro anefa efa tokony tamin’ny iray maraina mbola tsy niverina izy mianadahy ka teo vao nanaitra ny olo-be teo an-toerana ary nilaza ny filohan’ny fokotany ka niantso ny polisy ary nanao ny fikafohana sy fanarahan_dia avy hatrany.

πŸ“Œ Hatreto dia mbola tsy misy mangirana izany fa efa tonga teny an_toerana ny OMC izay notarihin’ny lehiben’ny distrikan’ny Belo sur Tsiribihina efa manao fanadihadiana ihany koa ny eo anivon’ny zandary raha ny resaka nifanaovana taminy kaomandin’ny tobi-paritry ny zandary ao Belo sur Tsiribihina.

πŸ“Œ Manano sarotra ny fanarahan-dia hoy ny mpitandron’ny filaminana nohon’ny orana latsaka, ny fidain’ireo zaza ihany no ampiasain’ireo mpaka an-keriny hiantsona ny fianakavian’ireo Zaza ka mitaky vola 10 tapitr’isa ariary ireo mpaka an-keriny Lasibatry ny mpaka an-keriny ny mpianatra ao amin’ny distrikan’ny Belo sur Tsiribihina ka manao antso avo ireo mponina

πŸ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜ (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚π₯𝐚𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐀𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐨𝐣𝐚𝐀𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 πšπ¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray…