B I A N C O TOLIARA

136 0
πŸŸ₯ B I A N C O TOLIARA πŸŸ₯
πŸ’₯ 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.
 
πŸ’’ Ady hevitra narahana fanentanana, nialohavan’ny kabary ifandilbiasana no nentina nanamarika ny fotoam-pankalazana androany m, izay natao teto amin’ny tokotany malalaky ny BIANCO eto Morondriake.
 
βœ… Samy nikaiky ireo rehetra nanantrika teto fa ny fijerena ny maha olona eo amin’ny Tomponandraikitra isan-tsokajiny no isany mampihena bebekikoa ny kolikoly eto amin’ny firenena.
Nangonin’i Joachim Ambroise

Related Post

𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π—Ÿπ—˜π—›π—œπ—Ÿπ—”π—›π—¬ 40 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 π—‘π—”π—‘π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔𝗩𝗬 11 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔

Posted by - fΓ©vrier 5, 2024 0
𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π—Ÿπ—˜π—›π—œπ—Ÿπ—”π—›π—¬ 40 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 π—‘π—”π—‘π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔𝗩𝗬 11 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 (𝐍𝐚𝐨π₯𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐑𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐭𝐲…) πŸ“Œ Rangahy iray 40 taona nanolana…