PASTEUR CHRISTIAN ERIC RAKOTONIERA NITONDRA FANAZAVANA
Nitondraย fialan-tsiny ampahibemaso tao amin’ny kaonty Facebook-ny ny Pasitera, Christian Eric Rakotoniera manoloana ny fanelezany vaovao mahakasika ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena izay niteraka resa-be tato amin’ny tambajotran-tserasera.…
Read More