feonydemokrasia

𝐕𝐨𝐡𝐢𝐛𝐚𝐭𝐨 – 𝐌𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲: 𝐓𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐨𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐚𝐫𝐞𝐟𝐨 𝐚𝐨 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐯𝐨𝐫𝐢𝐯𝐚𝐭𝐨

Posted by - août 5, 2025
Andranovorivato, 01 Aogositra 2025 — Sehatra iray mihatraika mivantana amin’ny sosialim-bahoaka no natrehan’ny mponina tao amin’ny Kaominina Andranovorivato, Distrikan’i Vohibato, rehefa nisy tohana ara-tsosialy lehibe natolotry ny Fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny…
Read More

𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀: 𝐍𝐚𝐬𝐞𝐡𝐨 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐯𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐙𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐨𝐤𝐨-𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓/𝟏

Posted by - août 4, 2025
Antsiranana, 2 Aogositra 2025 — Nofaranana tamim-pomba manetriketrika sy lanonana feno hasina ny fotoam-pamaranana ny dingana voalohany amin’ny fanofanana ho an’ireo zazavao antoko-taona andiany 2025/1 ao amin’ny Tafika Malagasy. Tontosa…
Read More

𝗠𝗔𝗘𝗩𝗔𝗛𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗔𝗟𝗔𝗡𝗗𝗬 – 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗔𝗧𝗔𝗕𝗜𝗔, 𝗠𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢 𝗙𝗜𝗛𝗔𝗥𝗜𝗔𝗡`𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗛𝗔

Posted by - août 1, 2025
Fotoana mahavokatra vokatra voatabia na tomate maintany izao. Miantoka fiharian`ny mponina ao Maevahalana moa izy ity noho ny fisian`ny velaran-tany manamorona renirano. Nikarakara festival tomate rahateo ny vahoaka ho fanomezan-danja…
Read More

𝐅𝐚𝐧𝐞𝐡𝐨𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚̀𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐨𝐤𝐨 𝐓𝐆𝐕 – 𝐁𝐨𝐫𝐢𝐛𝐨𝐫𝐢𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐞𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚

Posted by - juillet 30, 2025
Naneho tanteraka ny firaisankina sy ny fifanomezan-tànana ny Antoko TGV ao amin’ny Boriborintany fahaefatra, izay tarihin-dRamatoa Voahangy Bodo Ranalimalala, tamin’ny alalan’ny fizaràna nofon-kena mitam-pihavanana teny Andavamamba Ambilanibe, androany 30 Jolay…
Read More

𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐁𝐨𝐧𝐠𝐨𝐥𝐚𝐯𝐚 | 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤’𝐚𝐬𝐚 𝐁𝐨𝐧𝐀𝐏𝐓𝐈 (𝐁𝐨𝐧𝐠𝐨𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐀𝐥𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐫𝐨𝐝𝐮𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐓𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐠𝐫𝐞́𝐞).

Posted by - juillet 30, 2025
Mifanindran-dalana amin’ny andry voalohany napetraky ny Filohan’ny Repoblika, miompana indrindra amin’ny fitsinjovana ny maha olona ny Tetik’asa BonAPTI (Bongolava Alimentation Production Transformation Integrée). Tetik’asa tohanan’ny CEAS (Centre Ecologique Albert Schweitzer)…
Read More

𝐅𝐎𝐈𝐁𝐄𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Posted by - juillet 30, 2025
‎𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑺𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑨𝑴𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑻𝑨𝑵𝑻𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑻𝑬𝑶 𝑨𝑴𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝑵𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑴𝑷𝑰𝑺𝑶𝑳𝑶 𝑻𝑶𝑬𝑹𝑨𝑵𝑨 𝑺𝒀 𝑵𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑽𝑶𝑨𝑻𝑬𝑵𝑫𝑹𝒀 ‎‎ ‎ Andriamatoa ANDRIAMAHATANA Joëlis Charlis, ho Talem-paritry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany Amoron’i Mania…
Read More