FANENDRENA LEHIBEN’NY FARITRA

136 0
Nohon’ireo asa sosialy efa natao sy ireo fifandraisana amin’ny #vahoaka sy ny #Fiarahamonina ary ny fananana finiavana hampandroso n’y Faritra Atsimo Andrefana dia reste lahatra ary miangavy ny Filohan’ny Fanovana sy ny Minisiteiny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ireo Fikambanan’ny Mpienatra eny Maninday Toliara ka manohana an’i Serge VITALE ho Lehiben’ny Faritra Atsimo Andrefana.
Fanambarana miendrika fitakiana izay nataon’ireo mpianatra avy eny amin’ny Anjery Manontolo androany Alahady 02 Novambra io izay narahana Sonian’ireo mpikambana.
Nangonin’i JOB

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
𝐕𝐎𝐍𝐉𝐄𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐌𝐁𝐘 𝐅𝐀 𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐀𝐇𝐀𝐋𝐎 𝐓𝐀𝐌𝐏𝐈𝐌-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…