feonydemokrasia
πππππππ (ππππππππ) π ππππππ.
Komitin’ny Synodam-paritany Andriry Betroka na KSPAB faha-17 notanterahina tao amin’ny FLM Ziona Isoanala ny 19-24 Marsa 2024. Ny teny faneva dia ny hoe: « Mahatoky Ilay miantso anareo sady Izy…
Read More
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ENY ANIVON’NY FONJA: NATOMBOKA NY FAMBOLENA HAZO FIHINAM-BOHO ENY ANIVON’NY CAMP PΓNAL. NISANTARANA IZANY NY AO ANTSIRABE.
Sabotsy faha – 23 Marsa 2024. Camp PΓ©nal Mahandraza, Andranomanelatra Antsirabe faha II, tany mirefy 1ha no nambolena hazo fihinam-boho miisa 300 fototra. Paoma 50, poara 50, paiso…
Read More
Fiangonana Anglikanina Sata Jakoba Mangarivotra | Fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947
Tao amin’ny Fiangonana Anglikanina Sata Jakoba Mangarivotra Ambatondrazaka no nanatanterahana ny Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana niarahana niombom-bavaka ho fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947 sy ho fangataham-pitahiana ho an’ny Firenena androany 24…
Read More
Malagasy PEOPLE LβENTREPRENEUSE DE 24 ANS QUI FORME AU CODE DES CENTAINES DE MALGACHES,
Matina RAZAFIMAHEFA La Franco-malgache, Matina Razafimahefa, a lancΓ© Sayna en 2018, alors quβelle nβavait que 19 ans. Cette passionnΓ©e de tennis lΓ¨ve des fonds avec lβobjectif de former 12.000 dΓ©veloppeurs…
Read More
ASSSOCIATION DERA MADAGASCAR (Mananjary): MANAMPY NY FITAIZANA ZAZA KAMBANA TSY EO AMIN’NY RAIAMANDRENINY
Misy ireo zaza mila fanampiana ka ilaina ny fitan-tsoroky ny Malagasy tsy an-kanavaka. Anisanβizany ny Association DERA Madagasikara izay mikarakara tsena ihaonanβny tantsaha mpamokatra sy ireo mpanjifa ao aminβny…
Read More
Minisitra mpiahy ny faritra Menabe Haja Resampa namaly ireo fangatahan’ireo mponina sy fokotany teto Morondava
β
Nandritrin’ny fandalovan’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Haja Resampa izay minisitra mpiahy ny faritra Menabe ny andron’ny alakamisy faha 21 Martsa 2024 dia tsy hadinono ny namaly ireo…
Read More
FARITRA MENABE : KAOMININA AMBANIVOHITRA 21 NO NISITRAKA RANO FISOTRO MADIO
β
Tonga nitsidika ny faritra Menabe ny andron’ny alakamisy faha 21 Martsa 2024 ny minisitrin’ny rano sy ny fanadiovana ary fidiovana Andriamatoa Fidiniavo Ravokatra izay notronon’andriamatoa Haja Resampa minisitrin’ny tanora sy…
Read More
TOAMASINA: Toy ny fanao isan-taona dia notanterahina omaly, ny fivoriana niarahan’ny MpitsaraΒ sy ny Officiers de police Judiciaire(OPJ).
Nitarika izany ny Lehiben’ny Fampanoavana eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Atoa Vahiny Yvi SANDRO. FanatsarΓ na hatrany ny fomba fiasa ,fanaovana tomban’ezaka ny zava-bita ary fanatsarana ny fifandraisana eo amin’ireoOPJ sy…
Read More
πππππ’π‘ππ‘βππ₯ππ’ π πππππ ππ’ π₯ππ¬ ππ ππ‘-ππ₯ππ‘π¬ ππ₯π-ππ₯ππππ‘π π¦π¬ π‘π¬ ππππ’πππ‘’π‘π¬ ππ‘π§ππ‘ππ πππ₯ππ‘ππ’ππ’ππ’π‘π
β
Noho ny fangatahana fihaonana manokana taminβny Filohanβny Antenimierandoholona, nataonβireo milaza ho mivondrona ao amin’ny « π¨πππππππππππ’ππ πΉππ ππππ-π
ππππ πππ-π
ππππππ ππ ππ ππππ πππ π΄ππ
πππππππππ (π¨πΉππ΄)Β Β», dia noraisinβAndriamatoa jeneraly πΉπ¨π½π¨π³πΆπ΄π¨π΅π¨π΅π¨ πΉππππππ
teto…
Read More