feonydemokrasia
FARITRA SOFIA | TSIZARIZARY NY FITAOVAM-PAMPIANARANA AO AMIN’NY EPP ANTANANDAVA
FARITRA SOFIA | TSIZARIZARY NY FITAOVAM-PAMPIANARANA AO AMIN’NY EPP ANTANANDAVA MAROVATO CISCO PORT-BERGE. LANY HERY TAMIN’NY FANAOVANA LATSAKEMBOKA NY FOKONOLONA KA MILA TOHANA. Na dia nanao ezaka tamin’ny fomba rehetra…
Read More
Nahazo Solosaina ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Ambositra.
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ Zoma 24 mey 2024, ao anatin’ny ezaka fanomezana solosaina izay ataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana…
Read More
๐ง๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ฎ
Anjara biriky iadiana amin’ny fiparitahan’ny vaovao tsy marina. Hanavahana ny gazety ampitain-davitra sy ny mpanao tambazotra an-tserasera. Mijoro ary nampahafantarina, ny alakamisy 23 may 2024, tetsy amin’ny foibe toeran’ny Ordre…
Read More
Nafana ny fandraisan’ny vahoakan’ny Kaominina Anjeva Gara ny Kandida Nยฐ3
๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐ ๐ – ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ — Anio Alahady 26 Mai 2024, dia ny Kaominina Anjeva Gara, ato amin’ny Distrika…
Read More
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Talata 21 Mey 2024, natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany eto Besalampy. Notarihan’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA ny fotoana niaraka tamin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy…
Read More
ย ARIVONIMAMO : JIOLAHY RAINDAHINY MPAMERIN-KELOKA NITIFITRITRA ZANDARY NO MATYย
Dahalo iray fanta-daza mpamerin-keloka @ fanafihana mitam-piadiana atsoina hoe Nary volomborona izay efa nokarohina hatrin’ny ela no itan’ny mponina niaodiaody teto Andraitsimiemona Ambohibary Arivonimamo ny alin’ny 18 mai 2024 lasa…
Read More
๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ – ๐๐๐ก๐๐ฅ๐จ ๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ฅ๐๐ฏ๐จ๐ง`๐ง๐ฒ ๐ณ๐๐ง๐๐๐ซ๐ฒ ๐ญ๐๐จ ๐๐๐ซ๐จ๐ญ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ
Dahalo iray nangalatra omby tao Amparihibe Marotandrano distrikan`i Mandritsara maty lavon`ny balan`ny zandary io takariva io. Araka ny loharanom-baovao, nisy omby iray tsy fantatra fiaviana hitan`ny fokonolona tao Amparihibe nifatotra…
Read More
๐๐๐ข๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐๐ข ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฉ๐๐๐ข
Kandida Numรฉro 2 eto #AVARADRANO Teraka ny 22 aprily 1967, manambady an-dRamatoa #Tantely_Rabetafika ary manan-janaka 3 mianadahy. Rehefa afaka bakalorea izy dia nanao ny fanopoam-pirenena na Service National tao amin’ny…
Read More
NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY TAOM-PIZAHAN-TANY 2024 TETOMENABE ย
โบNosokafana taminโny fomba ofisialy ny faha 17 sy 18 may ny taom-pizahan-tany ho any faritra Menabe ka hetsika maro no nanamarihana izany izay notarihinโny minisitry ny fizahan-tany sy ny…
Read More