feonydemokrasia
Distrikan’Antsalova | 4000 ireo dahalo niova fo taorian’ny hetsika TAGNAMARO
Β 4000 ireo dahalo niova fo taorian’ny hetsika TAGNAMARO notanterahan’ny teo anivon’ny OMC niaraka tamin’ny solombavambahoaka tao amin’ny distrikan’Antsalova OSLO SANDLAND. Β Miandahy miambavy izy ireo ary tsy noterena fa an_tsitrapo tanteraka…
Read More
πππ ππππππππ ππ πππππ ππππππ ππ ππ’ππ ππππππππ’ππππππππππππππ
Tontosa androany Alahady 13 Oktobra 2024 ny Eokaristia Masina nanamasinana sy nametrahana an’i Mgr Orthasie Marcellin HEHIVONJILALAINA ho evekan’ny Diosezin’Ambatondrazaka izay natao tao amin’ny « Centre Victoire RasoamanarivoΒ Β» Ambatondrazaka. « Mba ho…
Read More
AMPANOTOKANA | TSENANβOMBY INDROA ISAN-KERINANDRO, MAMPIATY NY FIDIRAM-BOLA NY MPONINA
Entinay any aminβny Faritra somary andrefanβAntananarivo Renivohitra ianao, manaraka anβiny lalam-pirenena faha efatra iny, mihazo anβny Mahintsy, somary miroso kely dia tonga ao aminβny Kaominina Ampanotokana. Ny nahatonga ny tantara…
Read More
Fisalorana ny samboady ireo Depite lany tato amin’ny distrika efatra anatiny faritra Androy
Fisalorana ny samboady ireo Depite lany tato amin’ny distrika efatra anatiny faritra Androy (distrikan’ Ambovombe renivohitra, Tsiombe, Beloha, Bekily). Hetsika nokakarain’Andriamatoa MILAVONJY Andrasy Philobert solombavambahoaka voafidy teto aminy Distrikan’ Ambovombe…
Read More
ππππ πππππ π¬π² ππ«ππ¬π’πππ§π πππππππ: πππ§π¨π‘ππ§π π§π² ππ’πππ§π’π§ππ§ππ§π πππ¨π₯π’π§π π€π’ππ«π ππππ¨π§’π’π«ππ¨ πππ§π¨π«π ππ¨ πππ§ππ¦ππ€π¨π.
Tonga nanatrika ny lalao iz’ireo androany. Raha ny fantatra dia i ZOKY ALAIN no nanolotra manontolo ny loka , ka izay mandresy dia mahazo ondry iray. Ny fidinana ifotony atao…
Read More
πππππ πππ_ππππππππππππππππ πππ ππππ’ππ ππππππ ππππππ ππ ππ πππ ππ ππππ’ππ πππππππππ πππππππππππππ πππππππππ
Toy ny fanao isan_taona Dia nisintaka Kely teny amin’ny kianjan’ny CLI Vinaninkarena ny mpanao gazety sy ny mpiasan’ ny kaominina Antsirabe 1 nanatanteraka ny lalao ara_ panatanjahan_tena. Tonga nanotrona ity…
Read More
π ππππππππππ ππππππ πππππππ ππππππππ | πππππππππππππ π πππππππ-ππ ππππππππ
Β Ny Sabotsy faha 13 Oktobra 2024, no nifampitaona nanao fihaonam-be izay notanterahina tao aminβny Espace Anjaratiavina eto Sabotsy Namehana ny Fikambanana ASN na ny Avotra Sabotsy Namehana. Natao indrindra…
Read More
FANKALAZANA REJIONALY NY ANDRO MANERAN-TANY HO ANY FIZAHANTANY FARITRA MENABE
βNy faha 17 ny volana septembre lasa teo no nanao ny fankalazana nasionaly ny teto Madagasikara fa ho anβny faritra Menabe kosa dia omaly faha 11 Octobre sy androany faha…
Read More
LAHARANA FAHA 3 NY KANDIDA IAKATALY Alihoussen
Nandritrin’ny antsapaka ny laharana entin’ireo kandida hofidiana ben’ny tanana ato amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava dia lahana faha 3 no azon’ny kandida IAKATALY Alihoussen Dit omeo lala Rambo izay nilaza fa…
Read More