SADABE | ILAY TANANA MIANOKA AO ANATIN’NY TONTOLO IAINANA MADIO
Ny Kaominina SADABE, dia iray amin’ireo Kaominina ato anatin’ny Distrikan’i Manjakandriana, eto anivon’ny Faritra Analamanga. Ankoatr’ilay tetik’asa lehibe, dia ilay lalam-be miala eto Antananarivo, mihazo an’i Toamasina Renivohitr’i Betsimisaraka, izay…
Read More