feonydemokrasia

Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra

Posted by - février 17, 2025
Nikojakoja ny hazo novoleny hatramin’izay tany amin’ny kaominina ambanivohitra Vinaninkarena distrikan’Antsirabe II ny mpikambana anatin’ny Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra na ny FIOVA ny sabotsy teo hisorohana ny afo mba ahazoana vokatra…
Read More

𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐂𝐂 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐉𝐒 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Posted by - février 12, 2025
𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐂𝐂 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐉𝐒 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀 𝙰𝙻𝙰𝚁𝙾𝙱𝙸𝙰 12 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2025 Tao anatin’ny Faritra Ala arovana teto Andraimbe Nitarika izany ny fitaleavam-paritry ny serasera…
Read More

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 | 𝐨𝐫𝐢𝐧’𝐚𝐬𝐚 𝐀𝐆𝐑𝐈𝐌𝐀 | 𝐃𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚

Posted by - février 11, 2025
Dinika ho fiarahana miasa amin’ny orin’asa AGRIMA eto Bongolava notarihan’ny Minisitra MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue niarahana tamin’ny Solombavambahoaka voafidy tao Tsiroanomandidy, mpampakateny Jeneraly…
Read More

Posted by - février 8, 2025
Fitokanana ny Biraon’ny Fikambanana AVOMITIA ao amin’ny Distrikan’i Lalangina – Faritra Matsiatra Ambony Notanterahina tamin’ny fomba malagasy tanteraka androany 7 Febroary 2025 ny fitokanana ny biraon’ny Fikambanana AVOMITIA, fotodrafitr’asa vaovao…
Read More