๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” – ๐— ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ž๐—” ๐—ฉ๐—”๐—›๐—”๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—”๐— ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—™๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—›๐—” ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ข๐—ก`๐—”๐— ๐—•๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”

2 0
Iray amin`ny kaominina 29 mandrafitra distrikan`i Mandritsara i Antanambaon`amberina. Malaza amin`ny fisian`ny vokatra jirofo, vanille ary kafe.
Vato misaka anefa ny lร lana famoaham-bokatra izay tena ratsy dia ratsy, eo koa ny alaviran-toerana. Mikaroka vahaolana manoloana izany ny tantsaha any an-toerana ankehitriny satria mbola ambany ny vidim-bokatra. 15000 Ar ny iray kilao any an-toerana.
Nanatontosa festival jirofo andiany voalohany ny fivondronan`ny tantsaha mpamboly jirofo any an-toerana ny 14 desambra teo. Mahatsapa izy ireo fa reharehan`ny kaominina ny fisian`ny vokatra jirofo ka mikatsaka fandrosoana maharitra no tanjona izay iarahan`ny fokonolona mientana.
Nangonin`i Claudio

Related Post

Posted by - novembre 14, 2024 0
Tonga androany 14 novambra, sidina in-droa miantoana ireo antontan-taratasy saropady hampiasaina amin’ny fifidianana Ben’ny tanร na sy Mpanolotsaina ho tontosaina ny…