ANKON’NY FANKALAZANA NY PASKA AMBATONDRAZAKA

423 0
πŸ‘‰Nilamina ny Alatsinain’ny Paska taty Ambatondrazaka tamin’ny amkapobeany, niala voly ny olona, ary nanao ny asany ireo mpitandron’ny filaminana ahatratrarana ny Paska hieren-doza.
 
βœ…Toy ny isan-taona dia rakotra olona ny tao amin’ny Horimbato, Andilapotsy, Ambatondrazaka, izay toerana efa mahazatra ny rehetra rehefa Alatsinainy Paska. Ny tarika Jean AimΓ© sy Samoela no nanafana ny lanonana tao, ankoatran’izay moa dia nisy ireo fialam-boly samy hafa izay nahasarika fianakaviana maro.
 
βœ…Tsy latsa-danja amin’izany koa anefa fa mahasarika fianakaviana, fikambanana samy hafa, Fiangonana sns…ihany koa ny « École agricole Maganoro, ao amin’ny Fokontany Ankazotsaravolo, Kaominina Ilafy, izay toerana malalaka, madio sy milamina ka azo ilalaovana sy hialana voly tsara.
 
Nangonin’i Lova JanΓ .
 

Related Post

πŒππ€ππ€πŽ π†π€π™π„π“π˜ π€πŽ π“π’πˆπ‡πŽπŒππ„ ππˆπ‡π€π‘π€πβ€™ππ˜ π‡π„π‘πˆπ’π„π“π‘π€ ππ€π“π€πŽπβ€™ππ˜ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€

Posted by - dΓ©cembre 9, 2025 0
Zava-nitranga manafintohina sy mampalahelo no niseho indray tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. π‘π€π˜πŒπŽππƒ π‰πžπšπ§ 𝐍𝐚𝐫𝐜𝐒𝐬𝐬𝐞, 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 𝐚𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² π‘ππŒ…