๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐•๐Ž๐“๐‘๐€ ๐’๐€๐๐Ž๐“๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐„๐‡๐€๐๐€ | ๐€๐ƒ๐˜ ๐๐€๐Ž๐‹๐ˆ๐๐€ ๐Š๐ˆ๐“๐‘๐€ | ๐๐ˆ๐•๐Ž๐€๐Š๐€ ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐’๐˜ ๐๐˜ ๐…๐‚ ๐“๐€๐Œ๐๐€๐“๐‘๐€ – ๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐‡๐ˆ๐“๐’๐˜ ๐๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐‚ ๐“๐Ž๐๐†๐Ž๐‹๐Ž – ๐€๐Œ๐๐Ž๐‹๐Ž

392 0
Omaly Alahady faha 20 Oktobra 2024 folakโ€™andro no nifarana ny Ady Baolina Kitra, izay nokarakarainโ€™ny Fikambanana ASN, na ny Fikambanana AVOTRA SABOTSY NAMEHANA, sy ny MPIKITRA Sabotsy Namehana Araka ny fanazavananโ€™Andriamatoa Delphin RALAIMANANA Filohanโ€™ny Fikambanana dia nambarany fa efa fanao isan-taona ity lalao fifaninana ity ary natao indrindra hampitombo ny lentanโ€™ny Baolina Kitra eto aminโ€™ny Distrika Antananarivo Avaradrano.
Nilaza Andriamatoa Jerome RAKOTOMALALA, fa ity lalao fifaninana ity dia efa naharitra 8 volana tany ho any izay no nanombohany ary Club Football miisa 800 teo ho eo no nandray anjara taminโ€™izany, ka ny FC Tambatra Anamalahitsy sy ny FC Tongolo Ambolo no tonga aty am-pamaranana.
Araka ny nambarany ihany, dia ny Fikambanana AVOTRA SABOTSY NAMEHANA no miantoka feno ny fanomezana ny Amboara rehetra, ka omby mifahy no hoanโ€™ny Mpandresy, miampy medaly, fanamiana feno enti-miatrika lalao baolina kitra kosa hoanโ€™ireo sisa ambiny. Nambarany ihany koa fa hisokatra tsy hoela ihany koa ny Fifaninana Baolina kitram-pokontany, ary handraisanโ€™ireo Fokontany 17 manerana ny Kaominina Sabotsy Namehana. Natao indrindra izany ho fialambolinโ€™ny tanora andaniny fa entina hitiliana ireo sangany aminโ€™ity lalao ity kosa ankilany, izay hofantenina ho Mpilalao Baolina kitra eto aminโ€™ny Kaominina.
Andriamatoa Jerรดme RAKOTOMALALA, dia anisanโ€™ireo hifaninana ho Benโ€™ny Tanana hitantana ny Kaominina Sabotsy Namehana, ary fantatra fa laharana faha6 no misy azy ao anaty Bileta Tokana.
Fa taminโ€™ity fotoana ity no namalainโ€™Andriamatoa Solombavambahoakanโ€™ny Madagasikara, izay voafidy teto Avaradrano, ny Deputรฉ AVOTRA ny fanontaniana manitikitika ny rehetra, indrindra hakatokโ€™izao fifidianana izao, dia ny hoe ยซ Iza no Kandida hametrahany ny fitokisany, ka hamindrany ny fahaiza, manao hananany nandritโ€™izay amam-polon-taona nitantanany ny Kaominina izany ยป,
Nambarany nandritra ny fandraisam-pitenana nataony nandritra ny fanokafana ny lalao ร ry fa ny ASN izay tarihinโ€™Andriamatoa Jerรดme RAKOTOMALALA no niantefanโ€™ny safidiny. I Jerรดme hoy izy nanohy ny teniny no efa manana traikefa feno aminโ€™ny fitantanana, ary manana ny fahalalana aminโ€™ny fampandrosoana, koa tsy diso safidy velively aho manolotra azy ho Benโ€™ny Tanร na. Ary vonona aho hanampy, hanohana ary hifanome tanana aminy, indrindra ho fampandrosoana ity Sabotsy Namehana mamintsika ity.
Fa raha iverenana kely ny voka-dalalao , dia nivoaka mpandresy taminโ€™ny isa mavesatra ny FC Tambatra raha nanoloana ny FC Tongolo, isa 3 be izao no hoanโ€™ny FC Tambatra, ary isa 1 kosa hoanโ€™ny FC Tongolo.
Adinโ€™ombalahinโ€™ny mpianakavy iny, ny resy tsy hakoraina, ny mahery tsy hobiana
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€

Posted by - novembre 21, 2024 0
๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€ — Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny ๐„๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž, ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ข๐ž๐ซ…

๐”ฝ๐•€๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ, โ„•๐• ๐•†๐•ƒ๐”ธโ„•’โ„•๐• ๐”น๐•†๐•‚๐• โ„๐•†๐•๐•€๐•‹โ„๐”ธ

Posted by - avril 17, 2024 0
๐€๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ, ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ…