Andriamatoa Fréderic mivady ao Tanambe, Ambato

304 0
Fanolorana kianja filalavaona baskety ho an’ny fiangonana katolika Tanambe, Distrikan’Amparafaravola no nanohizan’Andriamatoa Frédéric mivady ny asa sosialy efa fanaon’izy ireo.
Ny Alahady 07 Jolay 2024 teo no natao ny fitokanana io kianja io ka tonga nanatrika izany ny vadin’ity assistant parlementaire an’ny loholon’i Madagasikara misahana ny faritan’i Toamasina ity.
📝 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Depioté Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - février 22, 2026 0
𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄́ 𝐇𝐀𝐉𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐀𝐇 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐃𝐌𝐀𝐗 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀𝐕𝐎𝐀𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 Nitohy…