Fitondrana fiara tao anaty hamamoana narahina fandehanana mafy no antony niavian’ny loza ny 18 novambra lasa teo tokony ho tamin’ny 4ora sy 15 minitra(hariva).
Hita teny an-toerana ny mpitsabo sy ny zandary nanao ny asany.
Ary efa nahazo fitsaboana tandrify azy avokoa ireo maratra sy ny tsy nahatsiaro tena.
Voafidy ho filoha lefitry ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana (UNGA) faha-79 i Madagasikara mandritra ny fe-potoam-piasana hanomboka ny volana septambra 2024…
Mitohy hatrany ny ezaka iombonan’ny Zandary sy ny vahoaka amin’ny fanamafisana ny fandriampalemana eny ifotony. Anisan’ny tena fototra iankinan’izany ny…