Andranomadio Tsiroanomandidy | Nitrangana lozam-pifamoivoizana

664 0
‼️Andranomadio Tsiroanomandidy : Lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona 1 ary miisa 5 ireo maratra.‼️
🛑Fitondrana fiara tao anaty hamamoana narahina fandehanana mafy no antony niavian’ny loza ny 18 novambra lasa teo tokony ho tamin’ny 4ora sy 15 minitra(hariva).
⛔Hita teny an-toerana ny mpitsabo sy ny zandary nanao ny asany.
📌Ary efa nahazo fitsaboana tandrify azy avokoa ireo maratra sy ny tsy nahatsiaro tena.
⭕Arahi-maso akaiky kosa ilay mpamily izay mbola mandalo fitsaboana eny @ toeram-pitsaboana ao an-toerana.
❌Andrasana ny tohin’ny famotorana❌
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…

𝐃𝐑𝐄𝐍 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝟕,𝟗𝟎% 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐈𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀

Posted by - janvier 24, 2025 0
Nanantanteraka fiarabana tratrin’ny taona ny fitaleovam-paritry ny fanabeazam-pirenena ato Menabe niaraka tamin’ny farimpiadidiam-pampianarana Morondava ka nandritra izany no nitondran’ny talem-paritra…