ยซ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐… ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฬ! ๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ! ยป
Io no antso feno alahelo avy aminโireo mponina ao ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ง๐๐ฏ๐จ๐๐ฏ๐จ, Kaominina Ambatomanjaka, Faritra Itasy โ olona rava fananana, very tanindrazana taorianโny raharaha adin-tany naharitra taona maro.
Lehilahy iray tena tsy mpandova raha ny tantarany no jerena, fantatra aminโny anarana ๐๐๐ฆ๐ฌ๐จ๐ง ๐๐ฅ๐๐ซ๐๐, no nahazo 165 hektara aminโny tanimbary sy tanimbolinโny mponina, ๐ญ๐๐จ๐ซ๐ข๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ข๐ฅ๐๐ณ๐ ๐๐ณ๐ฒ ๐ก๐จ โ๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐ฒโ, ๐ญ๐๐ญ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐๐๐ซ๐๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง๐ฒ ๐๐ญ๐จ ๐๐ข๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ
Vantany vao azonโny taratasy manamarina izay didim-pitsarana izay, eny fa na dia efa nanao fanohanana aza ny andaniny, dia nodoranโny ekipany trano miisa 25 tafo, ary tsy vitanโizany fa mbola nalaina ny vokatra rehetra na an-tsaha io na an-tanana,
Ankehitriny ary dia maro ny fianakaviana voatery nifindra monina tsy fidiny, ka manao trano bongo eny antsaha mba handrianโizy ireo. Mitaraina tsy mihinan-kanina sy marary anefa ireto mponina ireto.
Araka ny fijoroana vavolombelona nataonโny mponina ary nohamafinโi Ramatoa Benโny Tanร na ny Kaominina Ambatomanjaka, dia ๐ง๐ข๐ฌ๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ง๐ข๐ญ๐จ๐ง๐จ๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐๐ข๐ง๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ญ๐๐ซ๐ nampiasa ny anaranโi ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ก๐๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ก๐จ๐ซ๐จ๐ก๐จ๐ซ๐จ๐๐ง๐.
Ankoatrโizay, dia efa nisy ihany koa Mpanao Gazety tsy miankina, izay nanao fanadihadihana tany an-toerana mahakasika ity rahaha it ihany no niharanโio fandrahonana io, ka nilazanโAndriamatoa Alfred Samson hoe ยซ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฅ๐ ๐๐งโ๐ข ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐ ๐๐ก๐ ๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ฒ ? ๐ญ๐ ๐ก๐ข๐ ๐๐๐ซ๐ ? ยป
Ny ekipanโny Feonโny Demokrasia, dia tonga nijery ifotony sy nanao fanadihandihana dia nahita fa maro ny porofo manaitra sy ny vavolombelona miresaka ny fanamparam-pahefana sy fiarovana manokana avy olona ambony ka mahatonga anโity lehilahy iray ity hisetrasetra aminโny vahoaka ao aminโny tanananโAndrianavoavo ao
Rehefa nanontanianay Andriamatoa Samson Alfred nya antony nandoroana ny trano, ny nakana ireo varinโolona miisa 20 Kitapo, miampy vary 2 Sariety, dia valiny tokana no nomeny : ยซ Manana didim-pitsarana izahay ยป.
Tao anatinโizany anefa, voambana antsy lava ny mpanao Gazety Nyh Gabriel, raha niezaka naka sary sy ny fanangonam-baovao tany an-toerana ?
Fanontaniana mipetraka :
Aiza ny rariny ho anโireo vahoaka very tanindrazana ?
Ary iza marina no tena ao ambadikโity raharaha Andrianavoavo ity ?
Nangon’Ilay Mahitsy




