Hoy Andriamatoa Abdallah Rosalie président TVHFB Mahajanga

135 0
Hoy Andriamatoa Abdallah Rosalie président TVHFB Mahajanga :
Ninoninona miseho, miezaka atrany mitraka mandrindra ny fiaraha-monina misy anay izahay. Manampy araka izay tratra. Manohitra ny tsy rariny.
Tsy ekenay amin’ny fomba rehetra ny fanakorontanana fa indrindra ny fandrobana.
Isaorako manokana eto ny fahendrena nasehon’ireo mpianatra ny oniversite. Naneho ny fitakiny tao anaty filaminana, teo ambany fanaramason’ireo mpitandro ny filaminana.
Tao anatin’ny andro maromaro izay, betsaka ny fandrangitana natao anay tato anatin’ny tambazotra serasera. Aveo taritina mankany amin’ny fanalambaraka mihitsy izany.
Misaotra anareo fa tadidio misy ny lalàna mifandraika amin’izany eto amin’ny tany sy ny firenena.

Related Post

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025 0
Fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangam-bato manoloana ny garan’Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifon’ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona…