NITAFA TAMIN’NY TANORAN’NY MORONDAVA NY FILOHAN’NY ANTENIMIERANDOHOLONA

60 0

Nohony fiarahamiasan’ny fikambanana IO’RENALA sy ny antenimierandoholona dia nitafatafa tamin’ny tanora ny filohan’ity andrim-panjakana faharoa eto amin’ny firenena andriamatoa Jeneraly Richard Ravalomanana.

Nangonin’i RA-PA Menabe

Related Post