Fambolen-kazo teto Camp Robin

479 0
πŸ“Œ Nanatanteraka n’y Fambolen-kazo ny vahoaka ny Camp Robin tsy fidy tsy avahana anio Alakamisy 01 fΓ©vrier 2024 tao Andamaka. Isaorana ianareo mpitandro Filaminana, ny mpiasan’ny fahasalamana, ny ao am fampianarana, ny skoto, ny fikambanam-behivavy, ny soa miraidia sy ireo mpianatra amnin’ny fiaraha mientana.
Soa nahatontosa ny adidy aby.
 
πŸ“Œ Samy hotahin’Andriamanitra aby Dia hotratran’ny 08 mars aby koa isika ampela.
 
πŸ†” Nangonin’i Ando RAFAHATELO

Related Post

π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)

Posted by - avril 20, 2024 0
π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)   ✦Tonga ao Antsohihy ireo sinoa avy…