DREDD Atsinanana: Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika fambolen-kazo izay natao omaly 26 janoary 2024.

123 0
馃憠Zana-kazo 27 500 isa ,no novolena tamina velaran-tany 27 ha ,tanatin’ny Distrika dimy taty amin’ny faritra Atsinanana.
 
馃憠Amboditafana, Fkt Ambalatenina, CR Anivorano Est, Brickaville
馃憠Andranovola, Fkt Ambalatenina, CR Amboditavolo, Vatomandry
馃憠Amparafana, Fkt Tandroroho, CU Mahanoro
馃憠Ambodivandrika, CR Antanambao Manampontsy
馃憠Ambohimandroso, Fkt Maromitety, CR Androrangavola, Marolambo.
馃憠Maro ny olona tonga nandray anjara tamin’izany satria nahomby ny fanentanana izay nataon’ireo mpiasa avy amin’ny DREDD Atsinanana,izay notarihin’Atoa Tezena Lionel Armando ny 03 febroary kosa no fotoana ho antsika eto Toamasina.
 
Mitohy hatrany ny fizarana zana-kazo maimaimpoana ho an’ny olon-tsotra, fikambanana, sampandran-draharaha isan-tsokajiny.
 
芦聽Fambolen-kazo manarina ny tontolo iainana,mamelona aina.
馃啍 Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post