Fambolenkazo notanterahan’ny mpampianatra sy mpandraharaha ary ny mpianatra

409 0
📌 Fambolenkazo notanterahan’ny mpampianatra sy mpandraharaha ary ny mpianatra eny anivon’ny UFRSS Mandritsara, niarahana tamin’ny lehiben’ny distrika Velomaro L’Faustin sy Ben’ny tanana, Rasolofondradonga Gérard teny amin’ny tokotanin’ny oniversite Antsoha.
 
📌 Zanakazo 500 fototra novatsian’ny Graine de vie, no novolena androany alakamisy 18 janoary 2024 maraina.
Araho an-tsary
🆔 Nangonin’i Claudio

Related Post

Fédération Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - décembre 17, 2023 0
𝐅𝐞́𝐝𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐝𝐞 𝐊𝐮𝐧𝐠-𝐅𝐮 𝐖𝐢𝐬𝐚 — 15 décembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…