BOENY DISTRIKAN’ AMBATOBOENY π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŽπŒππ€ πŽπ…πˆπ’πˆπ€π‹π˜ 𝐍𝐘 π•π…πŒ

64 0

FARITRA : BOENY DISTRIKAN’ AMBATOBOENY πŸš©π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŽπŒππ€ πŽπ…πˆπ’πˆπ€π‹π˜ 𝐍𝐘 π•π…πŒ !

πŸ‡²πŸ‡¬ Tontosa omaly faha 09 septembre taona 2026 lasa teo ny fananganana ny π•π…πŒ tato amin’ny distriakan’Ambatoboeny no natolotra an’i 𝐒𝐨π₯π¨π¦π›πšπ―πšπ¦π›πšπ‘π¨πšπ€πš Randrianarivo Edwin , ny mandat handrindra ny π•π…πŒ na Vovoanan’ny Fahavaozan’i Madagasikara any an-toerana. Ny diabe namakiavaky ny an-tapon-tanΓ nan’Anatoboeny niarahan’ny tamin’ireo vahoaka marobe, sy ny Solombavambahoaka, ny ben’ny TanΓ na, filoham-pokontany, fikambanam-behivavy sy tanora,ary ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny no nanamarika ny lanonana. N𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐 π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’—π’π’π’π’π’‚π’π’š sy π’‰π’Šπ’‚π’“π’‚π’…π’Šπ’‚, ary π’‰π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’“π’‚π’š hπ’†π’“π’š 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 π’Šπ’›π’‚π’ π’‡π’Šπ’•π’π’π’…π’“π’‚π’’π’π’š 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 π’Žπ’Šπ’‹π’π’“π’ π’Šπ’›π’‚π’ no anatom-pisian’ireo solombavam-bahoaka mandritra ny fampiratiana nataon’ireto omaly hatrany.

Nilaza ny hanagana ny ifotony eny anivon’ny fokontany sy kaominina any amin’ny disitrika voalaza etsy ambony kosa ireo ben’ny tanΓ na sy ny lefitr’izy ireo tonga nanatrika ny lanonana. Nisolontena ny Filohan’ny π•π…πŒ n𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 ny DΓ©putΓ© Orlando Ramananarivo , niaraka tamin’ny DΓ©putΓ© ZAKAMANANA AndrΓ© ary Pety Rakotoniaina sy ireo Solombavambahoaka maro

✍️ : ZANDRIKELY KONKA & Zandry be Tantely.

πŸ“Έ: Z. Konka Ambatoboeny

Related Post

πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ πˆπ‘πŒπ€π‘ 22 π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€

Posted by - septembre 22, 2024 0
ππ€πŒπ„π“π‘π€πŠπ€ πˆπ‘π„πŽ π€ππ“πŽπ“π€-π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ πˆπ‘πŒπ€π‘ 22 π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€ Tonga nanontrona ireo kandida ben’ny tanana IRMAR…

Nafana ny fandraisan’ny vahoakan’ny Kaominina Anjeva Gara ny Kandida NΒ°3

Posted by - mai 26, 2024 0
𝐍𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€π’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ 𝐀𝐍𝐉𝐄𝐕𝐀 𝐆𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 πŠπ€ππƒπˆπƒπ€π’𝐍𝐘 π…πˆπ‘π€πˆπ’π€ππŠπˆππ€ 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 πŸ‘ – π€π•πŽπ“π‘π€ π’π˜ π‰πˆπŒπŒπ˜ — Anio Alahady 26…

NANAO FANAMBARANA NY VOVONANA FIRAISANKINA

Posted by - octobre 7, 2024 0
Ny 𝗩𝗒𝗑𝗒𝗑𝗔 π—™π—œπ—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—žπ—œπ—‘π—” no tena mpanohitra eto aminy firenena. Tsy vaky ny 𝗩𝗒𝗑𝗒𝗑𝗔 π—™π—œπ—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—žπ—œπ—‘π—” araka ny fanambarana nataon’ireo Antoko politika…