ANTSO HO AMIN’NY VAVAKA HO AN’NY FIRENENA

28 0
Miantso ny olom-pirenena rehetra ny FFKM mba hiray fo sy hitondra am-bavaka ny firenena, ary indrindra ireo mpiray tanindrazana niharam-boina sy mandalo fotoan-tsarotra.
Hotanterahina rahampitso eo amin’ny Parvis Analakely izany fotoana iraisam-bavaka izany.
Aoka isika hiara-hientana, satria ny vavaka sy ny firaisankina no hery lehibe entina miatrika ny fahoriana.

Related Post