Tafapetraka eny an-tamponβny tendrombohitra Everest, avo indrindra eran-tany, ny sainam-pirenena Malagasy, vokatry ny ezaka sy fahavononanβny fianakaviana malagasy #Bouka. Zava-bita lehibe izay mitondra hambom-po ho anβi Madagasikara manontolo no tratra taminβity fiakarana ara-tantara ity.
Nandritra ny taona maro no nitondranβizy ireo ny nofinofy sy fanamby antsoina hoe βAvy aty Madagasikara ho any Everest β De Madagascar Γ Everestβ, ary ankehitriny dia tontosa izany. Tsy vitanβny hoe fandresena ara-panatanjahantena ihany ity zava-bita ity, fa mariky ny faharetana, finiavana ary fitiavan-tanindrazana ihany koa.
Tendrombohitra avo indrindra maneran-tany
Ny tendrombohitra Everest, izay antsoina hoe βTafonβizao tontolo izaoβ, dia manana haavo 8.848 metatra ary any aminβny faritra Himalaya, eo aminβny sisin-taninβi NΓ©pal sy Tibet no misy azy. Fantatra ho isanβireo toerana mangatsiaka sy sarotra iainana indrindra eto amboninβny tany izy, satria mety hidina hatraminβny -40Β°C ny maripana aminβny vanim-potoana mangatsiaka indrindra.
Fitsenana manetriketrika eto an-tanindrazana
Araka ny vaovao voaray, dia higadona eto Madagasikara ny zoma 29 Mey ho avy izao izy telo mianaka. Hisy fitsenana manokana sy manetriketrika hatao eo aminβny Parvis Analakely, manomboka aminβny 5 ora hariva, ho fankalazana izao zava-bita mampirehareha ny firenena izao.
Nangonin ‘Lay Mahitsy




