๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐Ž๐๐†๐Ž๐‹๐€๐•๐€.

3 0

๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฒ.

Ny faha 23 – 24 aprily izao no hanatanterahana ny fikaonandoham-paritra momba ny fananan-tany.
Sehatra iray hiarahan’ny rehetra, hamolavolana vahaolana.
Ahafahana ihany koa mamantatra ireo filร na ilain’ny Faritra eo amin’izay sehatry ny fananan-tany izay, fa indrindra hamantarana ny mety ho sakana ary vahaolana azo tanterahana.

Ny vokatra azo sy ny angon-kevitra amin’izany dia hanampy betsaka ny Politika-panjakana ety ifotony.

Fanentanana araka izany no nentin-dRamatoa Lehiben’ny Faritra Bongolava MANAMPISOA faratiana Safeno Victoire, mamporisika ireo olom-pirenena tsy ankanavaka handray anjara amin’izany ho fampandrosoana ny Faritra Bongolava.

โœ๏ธEric Rabarison.

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…