VONDRONA CASM | RANDO SOLIDAIRE 2ROUES à VOTOVORONA

270 0
✨️Manasa antsika rehetra Lafamille2roues (namana vaovao na taloha) hiaraka hialavoly sady hanao adidy hanamafisana ny firaisankintsika .
 
👉Ny 12 Novembre ( Dimanche)
hifampitaiza sy hifampitsinjo anaty fitiavana 2roues .
Ampanetretena ary ampanajana no hizarana ity Programme ity :
Fotoana : Station JOVENA Antanimenakely à 8h00 ( Soyez à l’heure
->Amin ilay fidirana 8000 ariary / personne
->Parking : 500 ariary par Moto
-> Kotikota : Ranomboankazo hiraisana .
 
✅️Programme :
🤝Fandraisana namana vaovao .
🙏 Tsipaipaika Famangina maha rando solidaire :
->✉️Valopy hoan’ny namoy ny rainy Narary mafy .
->✉️ Valopy hoan’ny namana narary niditra hopitaly ( nodidina) .
->✉️Valompy hoan’ny tradoza (naratramafy )
– Teambuilding / kilalao mampiraihina
️Jeritodika ny zavatra efa vita sy fanatsarana ny ho avy ary fanomanana  » VACANCES iraisana sy ny Anniversaire ny CASM . »
 
✅️Fananaovana  » RESSACEMENT MEMBRES CASM « 
✔️ Préparation RANDO AMBATONDRAZAKA
🎶 Animation Divers 🎙
⚠️Vitesse tsy misetrasetra ⚠️
🙏tsy manavaka ( Moto/scooter ) ary #apolitique na tsy manohana firehina politika isika na antokompivavahana isika.
 
●Samy mihomana amin’ny vola sakafo , afaka mitondra sakafo fa indrindra aza adino ny raikitra famangina.
 
Tongava maro ❤️❤️❤️
Aza adino ny Maillot de B … fa efa mafana tsara ny andro .
Filankevitra : 0349179143 na MP
Mankasitraka 🙏

Related Post

𝐌𝐀𝐎𝐑𝐈𝐒𝐘 : 𝐍𝐚𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞

Posted by - décembre 8, 2025 0
Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataon’ny 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐨𝐫𝐢𝐬𝐲, ka nanamarika dingana vaovao…

𝑭𝙀𝑺𝙏𝑰𝙑𝑨𝙇 𝘽𝑶𝙏𝑹𝙔 𝘽𝑬𝙇𝑶 𝑺𝙐𝑹 𝑴𝙀𝑹, 𝙉𝑰𝙎𝑨𝙊𝑻𝙍𝑨 𝑵𝙔 𝙈𝑷𝙄𝑲𝘼𝑹𝘼𝑲𝘼𝑹𝘼 𝙉𝒀 𝑻𝘼𝑳𝙀𝑴-𝑷𝘼𝑹𝙄𝑻𝙍𝒀 𝑵𝙔 𝙁𝑰𝙕𝑨𝙃𝑨𝙉-𝙏𝑨𝙉𝒀 𝑺𝙔 𝘼𝑺𝘼 𝙏𝑨𝙉𝑨𝙉𝑨 𝑴𝙀𝑵𝘼𝑩𝙀

Posted by - novembre 2, 2024 0
𝑽𝒆𝒍𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑽𝒐𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏𝒂 𝑲𝑰𝑴𝑶𝑵𝒀 𝑹𝑬𝑺𝑶𝑹𝑻 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒍𝒆𝒎𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒕𝒐 𝑴𝒆𝒏𝒂𝒃𝒆 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒛𝒂𝒇𝒊𝒎𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑻𝒐𝒗𝒐𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒏𝒚 𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒋𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚  𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂…