Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataonโny ๐๐ข๐๐ฌ๐ฉ๐จ๐ซ๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐จ๐ซ๐ข๐ฌ๐ฒ, ka nanamarika dingana vaovao aminโny fananganana rafitra ara-dalร na sy maharitra ho anโny Malagasy monina any an-toerana.
Nandritra izany no nandraisanโi Michael Randrianirina, Filohanโny Refondation, anjara taminโny alalanโny antso an-tariby, ka nihaino ny olana lehibe sedrainโny diaspora, anisanโizany ny olanโny taratasy ara-panjakana sy ny fangatahana pasipaoro 10 taona.
Voafidy ho Filohanโny Diaspora Malagasy eto Maorisy i ๐๐จ๐ฃ๐จ ๐๐ฅ๐๐ฎ๐๐ข๐ง๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ง๐๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ, sady nambaranโny mpikambana ny fananganana tsy ho ela ny Chambre de Commerce MadagascarโMaorisy, ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo aminโny firenena roa tonta.
Dingana lehibe ho anโny firaisanโny Malagasy eto Maorisy ity hetsika ity.
Nangonin ‘Lay Mahitsy




